|
|
|
|

Entry1  hazovato (hazo)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geology
Explanations in Malagasy  4  Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [1.1]
Explanations in French  5  bois silicifié [1.13]
Synonyms  6  vatoharana, vatohazo

Anagrams  7  hazovato, vatohazo

Updated on 2020/07/31