|
|
|
|

Entry1  vatosoa
Elementary words  2  vato, soa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazam-bato sarobidy noho ny hasoany
Explanations in English  5  [1.7] a precious stone
Explanations in French  6  [1.8] pierre précieuse
Examples  7  Dia mandray ampingarabolamena feno vatosoa mamirapiratra fatratra. [1.437#]
Vocabulary  8  Geology
Article  9  Randzavola: vatosoa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21