Entry (1/2) | 1 soa |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana? Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy |
Explanations in English |
4 [1.7] good, beautiful, excellent |
Explanations in French |
5 [1.3] beau, bon, agréable; avantage, bien 6 [1.8] beau, bon, excellent |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 58 Proverbs containing the word soa |
Entry (2/2) | 59 soa |
Part of speech | 60 noun |
Explanations in French |
61 [1.196] [Betsimisaraka]
Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés. Plus couramment appelé voasary. |
Vocabulary |
62 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 64 |
Updated on 2025/01/21 |