Entry | 1 soa mahafiadana |
Elementary words | 2 soa, mahafiadana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [1.1] |
Examples |
5 ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko! [2.436] |
Synonyms | 6 soa mampiadana |
Updated on 2023/10/19 |