fa ny firenena no manarakaraka an' Andriamanitra amin' ny fiahiana sy ny fanasoavana ny olombelona.[1.342]
2
Dia manana io toerana fanasoavana io ny FFPM ary nofidina Max Rafransoa Mpitandrina ho Tale hitantana voalohany ny Foibe, ary ny tenako ho Filohan' ny Filan-kevi-pitondran' ilay Foibe.[2.356]