Entry (1/2) | 1 mahasoa |
Root | 2 soa |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara 5 Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny 6 Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka [1.1] |
Explanations in English |
7 useful, beneficial 8 to do good [1.7] |
Explanations in French |
9 utile 10 faire du bien [1.8] |
Examples |
11 Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mahasoa |
Entry (2/2) | 17 Mahasoa |
Root | 18 maha-, soa |
Elementary words | 19 maha~, soa |
Part of speech | 20 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
21 Geography: towns |
Anagrams | 22 amasoha, amosaha, asamaho, hamoasa, mahaosa, Mahasoa, mahasoa |
Updated on 2023/01/20 |