Entry | 1 hasoavina |
Root | 2 soa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona 5 Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy 6 Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao [1.1] |
Explanations in English |
7 see soa. [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 anasaviho, hasoavina, voahasina |
Updated on 2023/01/20 |