Entry | 1 fahasoavana |
Root | 2 soa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitahiana, soa lehibe: Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara Fanomezana sopernatoraly omen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fiv. kat.): Mampahazo fahasoavana ny sakramenta |
Explanations in English |
5 [1.7] goodness; grace and kindness |
Explanations in French |
6 [1.8] bonté, grâce |
Examples |
7 Nankahery ahy izy, izy no fahasoavana. [1.369#] 8 fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [1.262#] |
Article |
9 Randzavola: fahasoavana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |