Entry | 1 fahasoavana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitahiana, soa lehibe: Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara Fanomezana sopernatoraly omen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fiv. kat.): Mampahazo fahasoavana ny sakramenta |
Explanations in English |
4 [1.7] goodness; grace and kindness |
Explanations in French |
5 [1.8] bonté, grâce |
Examples |
6 [1.369#] Nankahery ahy izy, izy no fahasoavana. 7 [1.262#] fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! |
Root | 8 soa |
Article |
9 Randzavola: fahasoavana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |