Entry |
ara-kevitra
|
Elementary words | ara- (araka) ; hevitra |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Atao mifanaraka amin' ny: Ara-kevitry ny andro niasana no hanomezana ny karama [1.1]
|
| [ ara-keviny ] Tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena [1.1]
|
| Ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita [1.1]
|
Explanations in English | Proportion, in Arithmetic. [1.2]
|
Explanations in French | Selon le sens, selon le contexte, en proportion, proportionnellement, à raison de:
Ara-kevitry ny andro niasana no hizarana ny vola (L'argent sera partagé proportionnellement aux jours de travail) [1.3]
|
| Règle de proportion, règle de trois, règle de société [1.3]
|
|