Entry | 1 ampiarahina |
Root | 2 araka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in French |
4 qu'on met ensemble, qu'on fait aller ensemble [1.3] |
Examples |
5 manomana ny tanora ho amin' ny fiainana ka ampiarahina ny fianarana taratasy sy ny fianarana asa tanana. [2.356] 6 Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. [2.472] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ampiarahany, ampiarahina, ampiharanay, hampairanay, hiamparanay |
Updated on 2023/01/20 |