|
|
|
|

Entry1  mampifanaraka
Root  2  araka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.13] mampihavana, mampifandray
Explanations in French  5  [1.13] concilier, accorder
Examples  6  Saingy ny «fandrosoana» sy ny fivavahana tsy manaiky intsony ny fanambadiana hatao fanandramana, ary anjaran' ny olombelona ny mampifanaraka ny fiainany hivoatra araka ny toe-javatra misy. [2.5#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2024/12/11