Entry | 1 ara-miritra |
Elementary words | 2 araka, miritra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza olona maty an-drano teo am-pamonjena olon-kafa maty andrano, na olona nirahina hanaraka iraka hafa tsy mbola niverina [1.1] |
Updated on 2024/08/13 |