|
|
|
|

Entry1  ampanarahina
Root  2  araka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny ombivavy ampiraisina amin' ny ombilahy mba hahazoana taranaka
Examples  5  ampanarahina ny didy hitsivolana izany lisitra izany, ary nisy hatrany fanovanana ny lisitra izay natao. [4.27#]
6  Ka misy fitsofan-drano ampanarahina azy ireo manao hoe: "Enina ianareo, ho eni-noro sy henina velomana ny Razantsika. [2.436#]
7  Ary vola nampananaina talohan' ity Didy ity, dia ampanarahina izao koa ny zanany, ka raha misy maka mihoatra ka manao hoe : Talo-han' ny Kabarin' Andriana ny anay, na izao no efa nifanekenay voasoratra amy ny sakaizambohitra, fa tsy atao araka izao efa voadidiko izao ny zana-bola alaina, dia very ny volany. [1.123#]
Vocabulary  8  Economy: breeding, farming
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21