Entry | 1 miaraka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy misaraka: Miaraka foana Rassolo sy Rabe Miray amin' ny: Aza miaraka amin' ny naman-dratsy (fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny ~ Miara-komana ry zareo |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to accompany 5 [1.2] to go together, to associate 6 [1.7] to go with |
Explanations in French |
7 [1.8] accompagner |
Root | 8 araka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word miaraka |
Anagrams | 26 amarika, iakaram, ikarama, karamai, mariaka, miakara, miaraka |
Updated on 2025/03/22 |
![]() |