Entry | 1 ranomaso tsy miaraka amam-paty |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza fa tsy mety raha tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe haingodisoaniarivo) |
Elementary words | 4 ranomaso, tsy, miaraka, amana, faty |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |