|
|
|
|

Entry1  tsy manam-paharoa
Root  2  tsy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tsy misy mitovy aminy [1.1]
Explanations in French  5  Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733]
Examples  6  Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa. [1.38]
Synonyms  7  isa fa tsy roa
Analogs  8  tsy manantsahala, baka lany sahaza, fanaperana, tonga lafatra, tapitra ohatra, tapitra efatra

Updated on 2021/01/01