Entry | 1 faharoa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny février no volana faharoa amin' ny taona |
Explanations in French |
4 [1.3] deuxième, second, seconde |
Examples |
5 [2.4] Izay vao nanatona ilay faharoa. 6 [2.471] faharoa : misy sambo hitondranao azy ve? 7 [2.508] Nandefa tafika faharoa Andrianampoinimerina. 8 [2.314] Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; |
Root | 9 roa |
Compound words |
|
Titles |
Anagrams | 23 afaharo, ahafaro, faharoa, foahara |
Updated on 2025/02/12 |
![]() |