|
|
|
|

Entry1  tsy manam-paharoa
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy misy mitovy aminy
Explanations in French  4  [2.415#1733] Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal.
Examples  5  [1.38] Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa.
Elementary words  6  tsy, manana, faharoa
Synonyms  7  isa fa tsy roa
Analogs  8  tsy manantsahala, baka lany sahaza, fanaperana, tonga lafatra, tapitra ohatra, tapitra efatra

Updated on 2025/02/12