Entry | 1 tsy manan-droa hamolahana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (ray aman-dreny) tsy manan-janaka afa-tsy tokana, izay voatery hotsimbintsimbinina, fa raha nanan-droa manko izy, mety ho niseho ho henjankenjana |
Elementary words | 4 tsy, manana, roa, amolahana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |