Examples |
6 ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona. [2.69#25]
7 Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo [2.69#63]
8 Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka. [2.558]
9 Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona" [2.285#318]
|