|
|
|
|

Entry1  tsy maninon-tsy maninona
Elementary words  2  tsy, maninona
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in English  4  [1.2#290] nothing at all, all right
Explanations in French  5  [1.3#281, 1.5#155] cela ne fait rien, il se porte bien
Examples  6  [2.69#25] ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona.
7  [2.69#63] Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo
8  [2.558] Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka.
9  [2.285#318] Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona"
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :

Anagrams  13  tsy maninon-tsy maninona, tsymaninontsymaninona

Updated on 2025/02/08