|
|
|
|

Entry1  maninona
Root  2  inona
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao inona: Maninona eto ianao?
Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay
Explanations in English  5  [1.7] what of it ? what happened ? what's the matter?
Explanations in French  6  [1.8] quoi donc? qu'est-ce que c'est? qu'est-ce qui ne vas pas?
Examples  7  Ary raha tsy manatrika moa maninona? [2.643#122]
8  Fa maninona ny zanako no tsakoahina? [2.356#104]
9  maninona izato izy no mando volomaso; [2.895#88]
Compound words 

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/28