|
|
|
|

Entry (1/2)1  maintsy
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Angamba, tokony ho: Maintsy vitany izany ilay raharaha nampanaoviko azy; fa ny mazàna ampiasana ny "maintsy" dia ialohan' ny "tsy" ka teny entina manery, mandidy izy amin' izay: Tsy maintsy mianatra ianao fa ela loatra izay nipetrapetrahanao izay. (Marihina fa aorian' ny tsy maintsy, dia samy azo ampiasaina na ny milaza ny ankehitriny na ny milaza ny ho avy arakaraka ny hevitry ny fehezanteny fa tsy tahaka ny azo na ny tokony: Tsy maintsy mandeha aho izao ~ Tsy maintsy handeha aho rahampitso
Compound words 

Entry (2/2)5  main-tsy
Elementary words  6  tsy
Part of speech  7  locution
Examples  8  Ny olombelona tsy main-tsy lena (Les hommes ne sont ni vraiment bons ni tout-à-fait mauvais) [2.165]

Anagrams  9  atsimin, main-tsy, maintsy, manitsy, matsiñy, namitsy, natsimi, sintaim, tsimina

Updated on 2025/01/08