Entry | 1 tsy mitsitsy |
Root | 2 tsy |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472] 5 Efa taona maromaro tokoa izay, dia tsy mitsitsy harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra. [4.27] |
Updated on 2020/07/31 |