Entry (1/2) | 1 mitsitsy |
Root | 2 tsitsy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy mandany foana, mandala: Mitsitsy tokoa ny vola izay azony izy [1.1] |
Examples |
5 Matetika dia mitsitsy vola kokoa ianao amin'ny fividianana maro. [2.424#] 6 Ny tany mahantra rano kosa dia mitsitsy fatratra ny rano kely ananany. [2.445#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 mitsitsy |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 mivimbina [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 16 mitsitsy, tsimitsy |
Updated on 2023/10/06 |