Entry (1/2) | 1 tsitsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 9 tsitsy |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [1.1] |
Vocabulary |
12 Biology |
Anagrams | 13 tsitsi, tsitsy |
Updated on 2020/07/31 |