|
|
|
|

Entry1  fitsitsiana
Root  2  tsitsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy fandaniana foana, fandalàna: Androm-pitsitsiana izao
Tsy famizanana foana, tsy fanaovana mosalahy: Tsy azo omen-tsiny izy fa fitsitsiana aina no nataony
Proverbs  5  Proverbs containing the word fitsitsiana

Updated on 2023/01/20