|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsy akory
Elementary words  2  tsy, akory
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fanamafisana bebe kokoa ny fandavana
Examples  5  Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory [1.1]
Compound words 
Titles  7  Tsy hitony tsy akory (Rabearivelo Jean-Joseph)

Entry (2/2)8  tsy ... akory
Part of speech  9  locution
Explanations in Malagasy  10  [1.1] tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao
Explanations in English  11  [1.2] not at all, by no means, on no account
Explanations in French  12  [1.8] pas du tout
13  [1.5] ne ... guère
Examples  14  tsy|akory misy iraisany tsy|akory. [2.285]
15  Hay tsy|akory matory tsy|akory ise! [2.499]
16  tsy|akory tahotra tsy|akory fa toetra. [2.5]
Compound words 

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/28