Entry | 1 tsy hitahita akory |
Elementary words | 2 tsy ... akory, hitahita |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fotoana niserana na nandalo dia nitrangan-javatra lehibe tsy nampoizina |
Examples |
5 Tsenakely amin' ny traoheva no niatombohany kanjo naniry ho azy tsy hitahita akory ny trano biriky mivody vato miisa ampolony. [2.470#125] 6 Niha-nisinda tsikelikely ny hafanana novimbinin'ny atoandro, nony nidify ilay fanilon'ny tany ka tsy hitahita akory dia nirotsaka ny fanala. [2.944#] |
Updated on 2024/12/07 |