|
|
|
|

Entry1  tsy hitahita akory
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza fotoana niserana na nandalo dia nitrangan-javatra lehibe tsy nampoizina
Examples  4  [2.470#125] Tsenakely amin' ny traoheva no niatombohany kanjo naniry ho azy tsy hitahita akory ny trano biriky mivody vato miisa ampolony.
5  [2.944#] Niha-nisinda tsikelikely ny hafanana novimbinin'ny atoandro, nony nidify ilay fanilon'ny tany ka tsy hitahita akory dia nirotsaka ny fanala.
Elementary words  6  tsy ... akory, hitahita

Updated on 2024/12/07