|
|
|
|

Entry1  tsy nahy
Elementary words  2  tsy, nahy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tsy iniana atao [1.1]
Explanations in English  5  unintentionally, accidentally [1.7]
Explanations in French  6  qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana [1.8]
Examples  7  tandremo re Andriamatoa
ny teny tsy nahy fa niniana
fa izaho malaza tsy tianao
[2.131]
8  Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]

Updated on 2023/08/17