|
|
|
|

Entry1  teny tsy loa-body
Elementary words  2  teny, tsy, loa-body
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina; teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina
Safeli-teny
Explanations in English  5  [1.7] an indirect allusion
Explanations in French  6  [1.8] allusion indirecte
7  [1.5] paroles dont le sens est ambigu. Allusion

Updated on 2023/11/20