Entry | 1 teny tsy loa-body |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina; teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina Safeli-teny |
Explanations in English |
4 [1.7] an indirect allusion |
Explanations in French |
5 [1.8] allusion indirecte 6 [1.5] paroles dont le sens est ambigu. Allusion |
Elementary words | 7 teny, tsy, loa-body |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |