Entry | 1 tsy roa aman-tany |
Elementary words | 2 tsy, roa, amana, tany |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao. [2.470] 5 Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. [2.472] |
Updated on 2023/11/24 |