Entry | 1 kibo tsy manary havana |
Elementary words | 2 kibo, tsy, manary, havana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 entina milaza fihinanana sakafo any amin' ny havana na dia kely fotsiny ihany aza no tendrena; fiteny ilazana fa raha sendra mandalo an-tranon-kavana, na dia efa voky aza, dia manandrana kely ihany ny sakafo atolotry ny tompon-trano [1.1] |
Updated on 2023/05/23 |