|
|
|
|

Entry1  tsy ambaka noho
Elementary words  2  tsy, ambaka noho
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsy latsa-danja, mitovy na tafahoatra kokoa noho: Tsy ambaka noho ny teny hafa ny teny malagasy

Updated on 2024/12/07