Entry | 1 tsy ahoan-tsy ahoana |
Elementary words | 2 tsy, ahoana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tsy misy antony inona, tsy misy vidiny [1.1] |
Explanations in English |
5 (tsy ahoana tsy ahoana) causelessly, without reason [1.2] |
Examples |
6 Tena tsy ahoan-tsy ahoana ialahy, hoy izy, tena olona "vinany", tena faikam-boto! [2.4] 7 Fa nirehaka kosa Ifara hoe: "Tsy ahoan-tsy ahoana izany anareo indray miteraka avokoa. [2.69] 8 Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [2.5] 9 famaboana olona hatao andevo na hamidy ho andevo, famonoana sy fandringanana tsy ahoan-tsy ahoana indraindray. [2.508] |
Other spellings | 10 tsy |
Updated on 2023/07/08 |