Entry | 1 tsy mifanerana |
Elementary words | 2 tsy, mifanerana |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 fa mitomany zaza tsy ary fa fitia tsy mifanerana sy eritreritra tsy mifanena ary fitia tsy mifandanja [2.131] 5 Ahitana fandaniam-bola mihoa-pampana mitombo hatrany ny fampielezan-kevitra eto Madagasikara ka tsy mifanerana velively na amin’ny harem-pirenena na amin’ny haren’ny mponina. [4.27] |
Updated on 2024/03/09 |