Entry | 1 hani-bary tsy harena |
Elementary words | 2 hanitra, vary, tsy, harena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 izay fofon' ny vary manitra ao an-tranon' olona iray tsy azo ilazana fa manana ny ampy izy [1.1] |
Explanations in English |
5 the fragrance of rice is not wealth. [1.2] |
Explanations in French |
6 Le parfum du riz bien cuit n'enrichit pas ; fig. il ne faut pas qu'une jouissance présente fasse oublier un plus grand bien [1.3] |
Updated on 2024/08/13 |