|
|
|
|

Entry1  tsy zehena
Root  2  tsy
Part of speech  3  locution
Examples  4  hazo fotsy navadiky ny rano aho
ka na hitsangana na hitsivalana
dia tsy zehena tsy kizahina
fa izay tiako no alehako
na hiorika na hivalana
[2.131]

Updated on 2020/07/31