Entry | 1 tsy mitandro hasasarana |
Elementary words | 2 tsy, mitandro, hasasarana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in English |
4 to work hard and disregard fatigue [1.7] |
Explanations in French |
5 travailler ferme sans tenir compte de la fatigue [1.8] |
Examples |
6 tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý [1.1] 7 Nefa kosa zazavavy mahery fo izy, ka tsy nitandro hasasarana, tsy nihevitra ny tenany [2.324] |
Updated on 2023/05/18 |