|
|
|
|

Entry1  mitandro
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany
Explanations in English  4  [1.7] to be careful with things
Explanations in French  5  [1.8] faire attention à être attentif à
Root  6  tandro
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Anagrams  12  itondram, mandotry, mitandro, mitondrà, mitondra, tandrimo

Updated on 2025/04/19