|
|
|
|

Entry1  tonon' andro tsy maha-lehilahy
Elementary words  2  tonon' andro, tsy, mahalehilahy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana

Updated on 2024/12/26