Entry | 1 tonon' andro |
Elementary words | 2 tonona, andro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 vintana araka ny andro ahaterahana [1.1] |
Explanations in French |
5 jours astrologiques [1.10] 6 le destin du jour [1.3, 1.5] 7 Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui [1.3] 8 horoscope [1.5] |
Examples |
9 fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro. [2.48] 10 tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra? [2.895#] 11 Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza. [2.508#] 12 Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131] |
Vocabulary |
13 Religions, Beliefs |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tonon' andro |
Updated on 2023/08/11 |