Entry | 1 tonon' andro tsy maha-lehilahy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana |
Elementary words | 4 tonon' andro, tsy, mahalehilahy |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |