Entry | 1 tsy mahalala tsy misy |
Elementary words | 2 tsy, mahalala, misy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny zaza mbola tsy vory saina dia tsy mahafantatra ny hoe tsy misy, ka mikaikaika izy rehefa noana, na dia tsy manan-katokona aza ny rainy sy ny reniny |
Updated on 2024/12/07 |