Entry | 1 misy |
Root | 2 isy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody 5 Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany 6 Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny 7 Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso [1.1] |
Explanations in English |
8 there is, there are [1.7] |
Explanations in French |
9 il y a, il y en a [1.8] |
Examples |
10 Lazao raha misy mahalala e! [2.472] 11 Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo. [2.471] 12 misy mangalatra ny volintsika, hoy izy. [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 17 nahafahana, kaondrana, ondranondranana, tangoarara, fondrana, baibo |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
23 Amina Batsola : tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III (Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon)) 24 Rehefa tsy misy ny dokotera : translation of the English original "Where there is no doctor" (Werner David, Razafindriantsoa Zoely) |
Proverbs | 25 Proverbs containing the word misy |
Updated on 2023/06/16 |