Entry (1/3) | 1 isy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona). [1.1] |
Derivatives |
|
Analogs | 8 tsy misy ivoasana, kapoka iray, katroka iray, lasitra iray, tsy misy fankaiza, navela tao |
Entry (2/3) | 9 isy |
Part of speech | 10 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana): Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano [1.1] |
Explanations in English |
12 alas! no! [1.7] |
Explanations in French |
13 hélas! non! [1.8] |
Entry (3/3) | 14 isy |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay) [Tanala]
[1.78] 17 nofo [Sihanaka] [1.78] |
Synonyms | 18 hisy |
Updated on 2020/07/31 |