Entry | 1 asiana |
Root | 2 isy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: Asio sira ny laoka 5 Velezina, vonoina amin' ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe 6 Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay; -- toerana ambolena zavatra: Asio vomanga itỳ sombin-tany itỳ; -- toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely itỳ akanjoko -- toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako [1.1] |
Explanations in English |
7 to have something put with it or into it 8 to be struck or attacked [1.7] |
Explanations in French |
9 où l'on met 10 qu'on frappe, qu'on attaque [1.8] |
Examples |
11 Diovina avy eo ary asiana sira. [2.117#] 12 Ary andrefan-trano no asiana azy. [2.442#] 13 Dia asiana volafotsy eo amin' ny vozon' ny voatavo arivolahy. [2.508#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word asiana |
Anagrams | 23 anaîsa, asaina, asiana, iasana, iasaña |
Updated on 2023/09/15 |